02/05: Demon-krasia
Sokajy: Ny fahavalo
Nosoratan'i: Administrator
Hoy i Satana tamin'i Kristy:
"Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Ianao".
Noroahin'i Kristy anefa izy ka nataony hoe:
"Mandehana ianao ry Satana!"

Hoy kosa indray ilay iray nitady fahefana tamin'i Satana:
"i Madagasikara fotsiny ihany omena ahy mandritra ny 5 taona dia hanompo anao mandrakizay aho hatrany amin'ny afobe; ary omeko anao ny fiainako iray manontolo"

24/01: NOTAM ho an'i SATAN
Sokajy: Ny fahavalo
Nosoratan'i: Administrator
Ho an’i Satana,
Mahatoky tanteraka aho fa voarainao ity taratasy ity satria feno anao sy ny andevonao ny internet.